Categorie: Ankapobeny
Ny ah 'zany ny antony nanaovako an'ty blaogy 'ty dia ny mba izarako 'reo zavatra mahafinaritra ahy @ olona maromaro é! Mety ho DIARY kely mintsy koa aza é! Dia mba apetraho ny hevitrareo raha toa ka misy tianareo anampiana na anakianana azy. (tohiny)
Misy citation iray 'zay 'ty mahafinaritra dia mba zaraiko aminareo (tohiny)