Miray

Mampalahelo

imailo | 24 Aprily, 2006 22:39

'za ngamba r'ireto dia tsy haiko intsony fa raha ny eo @ resaka fitiavana dia hitako mifoka rivotra tena tsy ara-pahasalamana mintsy ah an!

Ny azoko hamintinana 'zany fohifohy eto ngamba dia ny fanambarana fa ilay olona miaraka amiko dia 'reny antsoina hoe olna tsy dia miraharaha ireny satria ao anatin'ny herinandro 'zahay misy an'zany hoe tsi mifankahita 'zany fa dia SMS fotsiny no ifandefasana nefa dia samy eto Tana ville 'zao hany!

Ireo porom-pitiavana majinijinika moa dia efa tsy atao anaty lisitra intsony fa dia mitsetra ny an'ny hafa sisa. Milaza amiko foana izy fa tsy dia genren'ny olona manao an'zany izy fa dia asa... izy koa moa milaza fa tia ahy nefa asa...

Ny farany , zay tena mampanahy ah, dia 'ty namany anankiray dia olona mpampirafy gaigilahy ary hoy io namany io indray andro tamiko hoe : "aucun homme est fidèl, mais juste, y a une difference entre aimer et sortir avec... tsy haiko na 'za no tiany consoler-na @'zany na ahoana fa dia.... 'za aloha franchement, karazan'lay olona sentimentale no romantique 'reny é! contraire be mintsy 'za sy 'lay olona miaraka amiko io fa dia tiako u=izy, tsy mety mahavita ny manadino azy ah h@'zao.

'zao 'zao izy milaza ny tsy hipetraka eto Tana eto fa hiasa any Atsimo any dia asa ndray na hanao ahoana ny ho tohiny na tsia....

mampalahelo!

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb